Podcasts by Category

Soa i Madagasikara

Soa i Madagasikara

Soa i Madagasikara

Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.

126 - Mba fantatrao ve ? - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka
0:00 / 0:00
1x
  • 126 - Mba fantatrao ve ? - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka

    Ny fanontaniana izay hezahintsika ho valiana amin’ity fandaharana voalohany ity dia ny hoe : « Mba fantatrao ve » ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana ?

    Thu, 09 May 2024 - 10min
  • 125 - Akon'i Gasikara - Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety

    Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY (Loharano : KoloTV)

    Sat, 04 May 2024 - 3min
  • 124 - Mba fantatrao ve ? - Fanolorana

    Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana izay anasana antsika olompirenena rehetra mahatsapa fa manana adidy sy andraklitra amin’ny mpiaramonina sy ny mpiarabelona satria ny fahalalana dia harena.

    Thu, 02 May 2024 - 9min
  • 123 - Fatambary - Ny Vehivavy Malagasy

    Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ».

    Mon, 22 Apr 2024 - 5min
  • 122 - Fatambary - Tanisa Faharoa

    Tohin'ny fandaharana miresaka ny tahanisa vitsivitsy momba an'i Madagasikara. Toa ny fitomboan'ny mponina sy ny toerana misy ny tanora eo an'inivon'ny fiarahamonina malagasy.

    Mon, 15 Apr 2024 - 4min
Show More Episodes