Filtrer par genre
Podcasts sur Madagascar proposés par la webradio 100% musiques, cultures et sociétés malgaches. La voix de Madagascar, fière de ses traditions et en harmonie avec la modernité. Fampielezam-peo an-tserasera malagasy, zato isan-jato mozika, kolontsaina ary sosialy. Ny feon'i Madagasikara, mirehareha amin'ny lovan-drazana ary mifanaraka amin'ny zava-maoderina.
- 128 - Akon'i Gasikara - Mafy ny fiainana ao Mandritsara
Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka, izay mahatsapa fa adinon'ny mpitondra.
Sun, 02 Jun 2024 - 2min - 127 - Mba Fantatrao ve ? - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa
Noho ny fangatahana fanazavana fanampiny momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka avy amintsika mpihaino, dia nasiana tapany faharoa ity fandaharana ity. Mazava fa olona hampandany ny lalàna hampiharina eto amin’ny firenena no ilaintsika.
Sun, 26 May 2024 - 10min - 126 - Mba Fantatrao ve ? - Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany voalohany
Ny fanontaniana izay hezahintsika ho valiana amin’ity fandaharana voalohany ity dia ny hoe : « Mba fantatrao ve » ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana ?
Thu, 09 May 2024 - 10min - 125 - Akon'i Gasikara - Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety
Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY (Loharano : KoloTV)
Sat, 04 May 2024 - 3min - 124 - Mba fantatrao ve ? - Fanolorana
Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana izay anasana antsika olompirenena rehetra mahatsapa fa manana adidy sy andraklitra amin’ny mpiaramonina sy ny mpiarabelona satria ny fahalalana dia harena.
Thu, 02 May 2024 - 9min - 123 - Fatambary - Ny Vehivavy Malagasy
Raha vao miresaka an’i Madagasikara isika dia anatin’ny saina avy hatrany ny teny hoe « Firenena » ; izany ahenoana ny teny « Reny ».
Mon, 22 Apr 2024 - 5min - 122 - Fatambary - Tanisa Faharoa
Tohin'ny fandaharana miresaka ny tahanisa vitsivitsy momba an'i Madagasikara. Toa ny fitomboan'ny mponina sy ny toerana misy ny tanora eo an'inivon'ny fiarahamonina malagasy.
Mon, 15 Apr 2024 - 4min - 121 - Fatambary - Tanisa Voalohany
Amin’ity fandaharana ity dia itodika kely ny momba ny tahanisa vitsivitsy isika izay novinanian’ny famatsiam-bola iraisam-pirenena, ho an’ity taona efatra ambin’ny roapolo sy roa arivo ity.
Mon, 08 Apr 2024 - 4min - 120 - Fatambary - Fanolorana
Fandaharana omentsika anarana hoe « Fatambary » toy ilay kapoaka ampiasaina andavanandro, ilaina rehefa hanokona vary. Ilaintsika tokoa ny mandrefy sy mandanjalanja ny antony maro mahatonga ny firenena toa izao na an-kasoavana na an-karatsiana izany.
Mon, 01 Apr 2024 - 3min - 119 - Akon'i Gasikara - 29 Marsa 1947
Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona nataon'ny Malagasy nitaky fahaleovan-tena ny Vazaha.
Fri, 29 Mar 2024 - 5min - 118 - Akon'i Gasikara - Herisetran'ny mpitandro filaminana
Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)
Wed, 21 Feb 2024 - 4min - 117 - Akon'i Gasikara - Miakatra ny rano eny ambany tanàna
Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany.
Fri, 26 Jan 2024 - 1min - 116 - Akon'i Gasikara - Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapaka
Tsy milamina ny eny Ankazomanga noho ny fahatapaha'ny jiro matetika. Miaina lavitry ny fahadriampahalemana ny mponina. (Loharano : KoloTv)
Thu, 18 Jan 2024 - 2min - 115 - Akon'i Gasikara - Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka
Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)
Sat, 23 Dec 2023 - 1min - 114 - Akon'i Gasikara - Ny Malagasy sy ny kabary Rajoelina
Hevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)
Tue, 18 Jul 2023 - 2min - 113 - Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva : ny fampianarana
Manamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)
Thu, 23 Sep 2021 - 1min - 112 - Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasy
Dinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika (Loharano : Midi Madagasikara)
Tue, 31 Aug 2021 - 2min - 111 - Akon'i Gasikara - Profesora Ranjeva manazava ny fahalementsika Malagasy
Fanazavan'ny Ray aman-dreny, Profesora Raymon Ranjeva, ny fahalementsika Malagasy, izay antony voalohany manakana antsika hivoatra sy handroso. (Loharano : Midi Madagasikara)
Thu, 29 Jul 2021 - 1min - 110 - Akon'i Gasikara - Ny vaovao sy ny mpanao gazety
Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo feto Madagasikara ?
Mon, 14 Jun 2021 - 3min - 109 - Akon'i Gasikara - Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro
Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.
Sat, 22 May 2021 - 4min - 108 - Akon'i Gasikara - Vakisiny Covid-19Mon, 10 May 2021 - 1min
- 107 - Ny Fahasalamana #10 - Fiovan'ny valanaretina Covid-19Mon, 11 Jan 2021 - 7min
- 106 - Akon'i Gasikara - Fisaorana malagasyMon, 11 Jan 2021 - 2min
- 105 - Akon'i Gasikara - Fananana IombonanaTue, 05 Jan 2021 - 3min
- 104 - Akon'i Gasikara - Tratry ny taonaMon, 04 Jan 2021 - 2min
- 103 - Ny Fahasalamana #09 - Vakisiny Pfizer BiontechMon, 04 Jan 2021 - 9min
- 102 - Akon'i Gasikara - Very ny kolontsaina malagasySat, 19 Dec 2020 - 4min
- 101 - Akon'i Gasikara - Vahaolana @ Rano sy JiroWed, 16 Dec 2020 - 2min
- 100 - Akon'i Gasikara - Mitombo ny lozam-pifamoivozana
Mitombo ny lozam-pifamoivozana eto Madagasikara. Les accidents de la route à Madagascar sont en augmentation. (Kolo Tv 2020).
Mon, 14 Sep 2020 - 3min - 99 - Akon'i Gasikara - Fisokafan'ny làlana aorian'ny fiboahana
Fisokafan'ny làlana eto Madagasikara aorian'ny fiboahana. Réouverture des routes à Madagascar après le confinement. (Kolo Tv 2020)
Fri, 11 Sep 2020 - 3min - 98 - Ny Fahasalamana #08 - Moka AedesSat, 20 Jun 2020 - 7min
- 97 - Ny Fahasalamana #07 - Moka anophelesSat, 06 Jun 2020 - 9min
- 96 - Ny Fahasalamana #06 - DengueSat, 23 May 2020 - 11min
- 95 - Ny Fahasalamana #05 - Covid19 FamintinanaSat, 16 May 2020 - 10min
- 94 - Ny Fahasalamana #04 - Covid19 sy ny sohika ary ny traotraokaSat, 09 May 2020 - 7min
- 93 - Ny Fahasalamana #03 - Ny fanefitry ny Covid-19Sat, 02 May 2020 - 9min
- 92 - Ny Fahasalamana #02 - Ny fitilina ny Covid-19Sat, 25 Apr 2020 - 13min
- 91 - Akon'i Gasikara - Sazy @ Tapim-bavaThu, 23 Apr 2020 - 2min
- 90 - Akon'i Gasikara - Kolonely Ratsimandrava Tsy Miamboho AdidyWed, 22 Apr 2020 - 3min
- 89 - Akon'i Gasikara - Kolonely Richard RatsimandravaTue, 21 Apr 2020 - 2min
- 88 - Akon'i Gasikara - Jeneraly Gabriel RamanantsoaMon, 20 Apr 2020 - 2min
- 87 - Ny Fahasalamana #01 - Ny tsimok'aretina Covid-19Sat, 18 Apr 2020 - 8min
- 86 - Akon'i Gasikara - Bekoto Covid-19Wed, 15 Apr 2020 - 2min
- 85 - Akon'i Gasikara - Vahoaka AntanifotsyTue, 14 Apr 2020 - 2min
- 84 - Akon'i Gasikara - Dama ValimbabenaFri, 10 Apr 2020 - 2min
- 83 - Akon'i Gasikara - Dama Mpitondra TenyThu, 09 Apr 2020 - 2min
- 82 - Akon'i Gasikara - Mpivarotra VohipenoWed, 08 Apr 2020 - 2min
- 81 - Akon'i Gasikara - Vahoaka AlasoraTue, 07 Apr 2020 - 2min
- 80 - Akon'i Gasikara - Zandary RN1Mon, 06 Apr 2020 - 1min
- 79 - Akon'i Gasikara - Fahaleovan-tena (Rado) atolotr'i VahombeySat, 04 Apr 2020 - 2min
- 78 - Akon'i Gasikara - Iny & Kisendrasendra (Rado)Fri, 03 Apr 2020 - 2min
- 77 - Akon'i Gasikara - Etsy Matoria (Rado)Thu, 02 Apr 2020 - 3min
- 76 - Akon'i Gasikara - Andevony (Rado)Wed, 01 Apr 2020 - 1min
- 75 - Akon'i Gasikara - Paska Dizna TohinyTue, 31 Mar 2020 - 2min
- 74 - Akon'i Gasikara - Paska DiznaMon, 30 Mar 2020 - 2min
- 73 - Akon'i Gasikara - Aro @ Tsimok'AretinaFri, 27 Mar 2020 - 2min
- 72 - Akon'i Gasikara - Barea CafThu, 26 Mar 2020 - 2min
- 71 - Akon'i Gasikara - Didier RatsirakaWed, 25 Mar 2020 - 1min
- 70 - Akon'i Gasikara - TaxibeTue, 24 Mar 2020 - 1min
- 69 - Akon'i Gasikara - Albert ZafyMon, 23 Mar 2020 - 2min
- 68 - Akon'i Gasikara - Mpivarotra ToliaraFri, 20 Mar 2020 - 2min
- 67 - Akon'i Gasikara - Marc RavalomananaThu, 19 Mar 2020 - 2min
- 66 - Akon'i Gasikara - Vahoaka Ambohimirary TohinyWed, 18 Mar 2020 - 2min
- 65 - Akon'i Gasikara - Vahoaka AmbohimiraryTue, 17 Mar 2020 - 2min
- 64 - Akon'i Gasikara - Jeneraly Désiré RamakaveloMon, 16 Mar 2020 - 2min
- 63 - Akon'i Gasikara - Gasy Tiako (Manankasy)Fri, 13 Mar 2020 - 2min
- 62 - Akon'i Gasikara - Valan-javaboary
Loza eto Madagasikara ny fandripahana ala. Ahoana ny fomba itahirizan'ny mpisehatra anjara ny ala eto Madagascar. La déforestation est une calamité à Madagascar. Comment les acteurs engagés préservent-ils la fôret à Madagascar. (Kolo Tv 2020)
Thu, 06 Feb 2020 - 2min - 61 - Akon'i Gasikara - Voly vary ao Soavinandriana
Ny vary no foto-tsakafo eto Madagasikara. Fambolem-bary ao Soavinandriana. Le riz est la base alimentaire à Madagascar. La culture du riz dans la localté de Soavinandriana. (Kolo Tv 2020)
Mon, 06 Jan 2020 - 3min - 60 - Akon'i Gasikara - Ny teny malagasy, Esther Randriamamonjy
Resaka fitaizana ny taranaka hanaja ny fiteni-dreny eto Madagasikara. Esther Randriamamonjy, Académia Malagasy. Comment éduquer les générations au respect de la langue maternelle à Madagascar. Esther Randriamamonjy, Académie malgache. (Kolo Tv 2020)
Wed, 01 Jan 2020 - 3min
Podcasts similaires à Soa i Madagasikara
- Au Cœur de l'Histoire Europe 1
- La libre antenne - Olivier Delacroix Europe 1
- Les Récits extraordinaires de Pierre Bellemare Europe 1 Archives
- Les pieds sur terre France Culture
- franceinfo: Les informés France Info
- Affaires sensibles France Inter
- Grand bien vous fasse ! France Inter
- LEGEND Guillaume Pley
- Le Coin Du Crime La Fabrique Du Coin
- CRIMES • Histoires Vraies Minuit
- Franck Ferrand raconte... Radio Classique
- L'After Foot RMC
- Super Moscato Show RMC
- Confidentiel RTL
- Entrez dans l'Histoire RTL
- Héros RTL
- Les histoires incroyables de Pierre Bellemare RTL
- L'Heure Du Crime RTL
- Parlons-Nous RTL
Autres podcasts de Actualités et Politique
- Les Grosses Têtes RTL
- L'œil de Philippe Caverivière RTL
- Enquêtes criminelles RTL
- Más de uno OndaCero
- Laurent Gerra RTL
- Hondelatte Raconte - Christophe Hondelatte Europe 1
- C dans l'air France Télévisions
- Herrera en COPE COPE
- La dernière Radio Nova
- Die Nachrichten Deutschlandfunk
- Hondelatte Raconte - Cote B Europe 1
- Es la Mañana de Federico esRadio
- Face à Michel Onfray Goussard Thomas
- Verdict with Ted Cruz Premiere Networks
- The Victor Davis Hanson Show Victor Davis Hanson and Jack Fowler
- Frokostshowet på P5 P4-gruppen
- L’heure du crime : les archives de Jacques Pradel RTL
- Le news di Sky Tg 24 Sky TG 24
- 2024 Radio 24
- In primo piano - La rassegna stampa di Radio 24 Radio 24