Filtrar por gênero

Akon'i Gasikara

Akon'i Gasikara

Soa i Madagasikara

Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.

52 - Mafy ny fiainana ao Mandritsara
0:00 / 0:00
1x
  • 52 - Mafy ny fiainana ao Mandritsara

    Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka, izay mahatsapa fa adinon'ny mpitondra.

    Sun, 02 Jun 2024 - 2min
  • 51 - Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety

    Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY (Loharano : KoloTV)

    Sat, 04 May 2024 - 3min
  • 50 - 29 Marsa 1947

    Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona nataon'ny Malagasy nitaky fahaleovan-tena ny Vazaha.

    Fri, 29 Mar 2024 - 5min
  • 49 - Herisetran'ny mpitandro filaminana

    Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol, Mpandrindra nasionaly ONDH (Loharano : KoloTv)

    Wed, 21 Feb 2024 - 4min
  • 48 - Profesora Ranjeva sy ny fampianarana

    Manamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)

    Thu, 23 Sep 2021 - 1min
Mostrar mais episódios