Filtra per genere

Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Page RJL

Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. [CA] = Catéchisme d'adulte [HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa tsy aritra" [QZ] = Quizz - Questions/Réponses

176 - [CA] LOZA MANAMBANA APOKALYPTIKA
0:00 / 0:00
1x
  • 176 - [CA] LOZA MANAMBANA APOKALYPTIKA

    Manoloana ny fiakaran'ny WOKISME dia mi - s'organiser ireo Millenariste fondamentaliste (miasa mangina any ambanin'ny tany).

    Ireto farany mandray ara bakiteny fa izy ireo no voafidin'Andriamanitra HONO (les élus) hanatanteraka ny ARMAGEDON. Tsy faminaniana no ataoko fa lecture politique et historique ary idéologique, izay efa amperiny fa tsy rediredy akory.

    Fri, 09 Aug 2024 - 2h 18min
  • 175 - [HP] NY HO AVIN'NY FIANGONANA ?

    Tsy mahamenatra na mampatahotra ahy ny miantsoantso mandrakariva fa ny taranaka ankehitriny dia vavolombelon'ny "fin d'un cycle de vie" n'nyFiangonana. Izaho dia tsy mihambahamba mihitsy fa ny INSTITUTIONALISATION vokatry ny cléricalisme no fositra naha lasa "coquille vide" ny Fiangonana ankehitriny ka na dia mijoalajoala sy mameno stade sns aza izy ireny dia KIPANTSONA VARAHINA MANENO sisa. Mahatsara zavatra anefa izany fa raha tsy levona ny voambary tsy hahavokatra izy. Mialoha ny hahaterahan'ny zazakely iray dia tsy maintsy mandalo fanaintainana mafy. Eo amin'izay "phase" , izay mihitsy ny fahitako ny zava misy ankehitriny.

    Fri, 01 Nov 2024 - 1h 42min
  • 174 - [HP] FARASISANA FINOANOAM-POANA TAVELA AO AMIN'NY FIVAVAHANA KRISTIANA

    Matoa nisy izany REFORME DEUTERONOMIQUE nataon'i Mpanjaka Josia izany dia satria mbola namofompofona SYNCRETISME (fampifangaroana finoana roa samihafa tsy afaka mikambana mihitsy).

    Sarotiny ery isika mampianatra ny Didy voalohany , nefa eo anivon' ireo olona heverina fa sarotiny ny amin'izany indrindra no mbola TENA mampifangaro zavatra izay tena tsy AFAKA NY HIFANGARO mihitsy.

    Koa eto dia ialanay tsiny mialoha sahady fa na dia œcuménique aza aho dia tsy afaka hi- cautionné zavatra izay TSY AZO EKENA mihitsy. Ary toy izany koa na dia TENA ZANAKY FIFOHAZANA koa aza aho dia tsy afaka ny hangina fotsiny koa amin'ny fombafomba lokoina ho mistery nefa mbola tena fara sisana finoanoam poana.

    Fri, 27 Sep 2024 - 1h 27min
  • 173 - [HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ?

    Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ?

    Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara.

    Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany ny ETHIQUE PROTESTANTE, izay loraharano nipoiran'ny Esprit capitalisme.

    Fri, 06 Sep 2024 - 1h 15min
  • 172 - [HP] FIVAROTANA NOFY : MIAINGA AVY AMIN'NY TSY MISY HONO NO LOHARANON’NY FAHOMBIAZANA ?

    Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako,  " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)

    Fri, 16 Aug 2024 - 1h 53min
Mostra altri episodi